[resadresaka] Rahavavy Q&ny: Ahoana no hiatrehana ny pôrnôgrafia
Ahoana no iatrehanao ny lehilahy manana fiankinan-doha amin'ny firaisana ara-nofo? Inona no azonao atao mba hanampiana azy handresy io olana io? Potika ve ny fanambadianao noho ny pôrnôgrafia...